The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Eksodosy › Bokin'ny Eksodosy 21 › Bokin'ny Eksodosy 21:19

Bokin'ny Eksodosy 21:19

raha afa-mitsangana indray ka mandehandeha mitehina eny ala-trano izy, dia ho afa-tsiny ilay namely azy; kanefa handoa ny hevitr’ andro tsy nanaovany zavatra izy sady hitsabo azy mandra-pahasitrany.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

If he rise again, and walk abroad upon his staff, then shall he that smote him be quit: only he shall pay for the loss of his time, and shall cause him to be thoroughly healed.

In Context

18Ary raha misy olona mifanditra, ka ny anankiray mamely ny namany amin’ ny vato, na amin’ ny totohondry, koa tsy maty izy, fa marary ambany tsihy,

20Ary raha misy olona mikapoka ny andevolahiny na ny andevovaviny amin’ ny tsorakazo ka mahafaty azy eo am-pikapohana, dia hovaliana tokoa izy.

Read all of Bokin'ny Eksodosy 21

Cross References

Zechariah 8:4Izao no lazain’ i Jehovah, Tompon’ ny maro: Mbola hisy lahy antitra sy vavy antitra hipetraka eny an-dalamben’ i Jerosalema, samy hitehina amin’ ny tehina eny an-tànany isan-olona noho ny fahanterany;

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Eksodosy 21:19

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Eksodosy 21:18Bokin'ny Eksodosy 21Bokin'ny Eksodosy 21:20 →