The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Genesisy › Bokin'ny Genesisy 21 › Bokin'ny Genesisy 21:29

Bokin'ny Genesisy 21:29

Ary hoy Abimeleka tamin’ i Abrahama: Hatao inona ireo ondrivavy kely fito natokanao ireo?

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And Abimelech said unto Abraham, What mean these seven ewe lambs which thou hast set by themselves?

In Context

28Ary Abrahama nanokana ondrivavikely fito navahana tamin’ ny ondry.

30Ary hoy izy: Mba horaisinao avy amin’ ny tanako ireo ondrivavy kely fito ireo ho vavolombelona amiko fa izaho nihady io lavaka fantsakana io.

Read all of Bokin'ny Genesisy 21

Cross References

Exodus 12:26Ary raha hanontany anareo ny zanakareo hoe: Inona no anton’ izao fanompoana ataonareo izao?

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Genesisy 21:29

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Genesisy 21:28Bokin'ny Genesisy 21Bokin'ny Genesisy 21:30 →