bible.software › Filazantsara araka an'i Lioka › Filazantsara araka an'i Lioka 2 › Filazantsara araka an'i Lioka 2:45
Filazantsara araka an'i Lioka 2:45
Ary nony tsy nahita Azy izy, dia niverina ho any Jerosalema nitady Azy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And when they found him not, they turned back again to Jerusalem, seeking him.
In Context
44ary satria nataony fa niaraka tamin’ ny niara-dia taminy Izy, dia nandeha lalana indray andro izy vao nitady Azy tamin’ ny havany sy ny olom-pantany.
46Ary rehefa afaka hateloana, dia hitany teo an-kianjan’ ny tempoly Izy nipetraka teo afovoan’ ny mpampianatra ka nihaino sady nanontany azy.
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 2
This Verse In Other Editions
Study Filazantsara araka an'i Lioka 2:45