bible.software › Filazantsara araka an'i Marka › Filazantsara araka an'i Marka 6 › Filazantsara araka an'i Marka 6:27
Filazantsara araka an'i Marka 6:27
Ary niaraka tamin’ izay ny mpanjaka dia naniraka mpiambina, ka nasainy nentiny ny lohan’ i Jaona. Ary dia nandeha izy, ka notapahiny tao an-tranomaizina ny lohany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And immediately the king sent an executioner, and commanded his head to be brought: and he went and beheaded him in the prison,
In Context
26Dia nalahelo indrindra ny mpanjaka, kanefa noho ny fianianany sy ny olona izay nipetraka nihinana teo, dia tsy sahy nandà azy izy.
28Dia nentiny teo an-dovia ny lohany ka nomeny an-drazazavavy; ary razazavavy kosa dia nanome azy an-dreniny.
Read all of Filazantsara araka an'i Marka 6
This Verse In Other Editions
Study Filazantsara araka an'i Marka 6:27