The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Nomery › Bokin'ny Nomery 24 › Bokin'ny Nomery 24:21

Bokin'ny Nomery 24:21

Ary nahita ny Kenita izy, dia nanao oha-teny hoe: Mafy orina ny fonenanao, ary atao ao amin’ ny vatolampy ny akaninao.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And he looked on the Kenites, and took up his parable, and said, Strong is thy dwellingplace, and thou puttest thy nest in a rock.

In Context

20Ary nahita ny Amalekita izy, dia nanao oha-teny hoe: Voalohany tamin’ ny jentilisa Amaleka, fa ho lany ringana no hiafarany.

22Kanefa ho ringana Kaina, alohan’ ny hamaboan’ i Asyra anao.

Read all of Bokin'ny Nomery 24

Cross References

Judges 1:16Ary ny taranak’ ilay Kenita, zaodahin’ i Mosesy dia niara-niakatra tamin’ ny taranak’ i Joda niala tao amin’ ny tanàna be rofia hankany an-efitr’ i Joda, atsimon’ i Arada nandeha ireo ka nonina teo amin’ ny Isiraely.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Nomery 24:21

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Nomery 24:20Bokin'ny Nomery 24Bokin'ny Nomery 24:22 →