The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 26 › Bokin'ny Ohabolana 26:16

Bokin'ny Ohabolana 26:16

Ny kamo manao ny tenany ho hendry mihoatra noho ny olona fito izay mahavaly tsara.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

The sluggard is wiser in his own conceit than seven men that can render a reason.

In Context

15Ny malaina mangarona ny eo an-doviany, Nefa ny hampakatra azy ho amin’ ny vavany dia mahasasatra azy.

17Izay mandalo ka mitsaraingona amin’ ny ady tsy azy Dia mandroritra amboa amin’ ny sofiny.

Read all of Bokin'ny Ohabolana 26

Cross References

Proverbs 26:12Hitanao va ny olona manao azy ho hendry? Ny adala misy hantenaina kokoa noho izy.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 26:16

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 26:15Bokin'ny Ohabolana 26Bokin'ny Ohabolana 26:17 →